Condoléances
Francine , Tamin ny alahelo lehibe no nandrenesay ny fahafatesan i vadinao Etienne omaly hariva , mirary fiononana feno ho anao sy izy mianadahy kely zanakao izay mivady sy ny zanakay , mahereza rakia a! zay no lahatra sy anjara , misikina tse vavy e hoy leboto sy ny ankohonany bisous
Andriniaina clarisse RABEHANTA- 20-09-16